fampidirana

I Bogotá no renivohitra sy tanàna lehibe indrindra any Kolombia, tantanan'ny Distrika Renivohitra, ary koa renivohitry ny departemantan'i Cundinamarca.